vendredi 9 juillet 2010

CANON 7D

Nosoloina canon 7D ilay canon 1D satria hatramin'izay nahazahoana ilay canon 5D dia zara raha niasa. ilay canon 7D moa zany dia hatao fanaovana video indrindra indrindra?

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire