mercredi 2 septembre 2009
dimanche 9 août 2009
Fianarana "Cadrage"
Raha ny eritreritro manokana moa dia ny fahaizana Cadrage sy Composition rehefa maka sary no antoka mahatsara ny sary izay alaina.
Inty ary misy rohy ahafahanao milalao ary mianatra Cadrage, Cadrez-moi.
Inty ary misy rohy ahafahanao milalao ary mianatra Cadrage, Cadrez-moi.
vendredi 7 août 2009
dimanche 12 juillet 2009
Canon 5D
Vao avy nanao fifanakalozana APN 40D + canon 100mm Macro tamin'ny Canon 5D tamin'ny omaly.
Ilay 40D sy 1D MKIII moa mitovy taranja dia izay no nanakalozana azy.
Full Frame voalohany izany, tena hita mihintsy ny kalitao ny sary FF. Io ambony io no sary voalohany nalaina tamin'izant Canon 5D + Canon 135mm F2 L.
lundi 1 juin 2009
mardi 5 mai 2009
dimanche 3 mai 2009
Inscription à :
Messages (Atom)

